SlideShare a Scribd company logo
1 of 11
Download to read offline
NY HAY VAROTRA
     SOKAJY 2
LESONA 1 : MANDROSO NY VAROTRO


                                                                             Miezaka ny mandresy
                                                                               lahatra hono rehefa
                                                                            mivarotra mba ahahomby
                                Aiza moa ny hoe mety fa                              kokoa !
                                   mba mampihatra ny
                                 fihofanana hay varotra
                                azo dia mahita rirany kely
Mety tsara kosa ny                         e!
 tsena Rasoa a !
                                                                                                 Fa ahoana koa
                                                                                                     izany ?




                     Nanatsara ireo
                     fomba fiasako
                      hatrany aho




                                                                Andeha hivoatra amin’izay ary e !




           Mijanonà amin’ny maha                      Ohatry ny tery     Manàna fo tony rehefa
                 ianao anao                          daholo koa izay     miatrika ny mpanjifa
                                                     homenao ahy !




                                                                                              Afaka soloiko foana
                                                                                              mandra-pahitanao
                                                                                               izay atonina anao
                                                                                                      ka !
Fantaro izay tena
                tadiavin’ny mpanjifa


                                                                                      Tapahina ho fohy sa
                                                                                      hofaranana fotsiny ?




                                                                Mizara mampiasa voambolana
                                                                     tsotra nefa mazava




                     Tonga dia jereo                          Aiza izay
                      ao izay mety                           mpivarotra ô !
                       aminao e !




               Fadio ny manao zavatra hafa rehefa mandray                           Sola no mety amin’io
                                 olona                                              amin’izao hafanana
                                                                                     izao , sady izay no
                                                                                         lamaody !

                                    Mety ho avy eto
                                  afovoan-tany ihany
                                      angamba !

 Tantely avy aiza                                        Aloe tapahina
izy ireto ramose ?                                      fohy ramose a !




            Fantaro ireo toetoetr’ireo
                entana arantinao                                  Avelao ny mpanjifa haneo ny heviny
Manaja tsara anao io
                                  madama !
                                                                              Ato Ramose f’inona
                              Sady mety koa ion a
                                                                                no atao any a !
                              hoentinao miasa na
                                                                                Tsy alehany ra I
                                  mivavaka !
                                                                                  Rakoto e !




                                                          Fadio ny manaratsy ireo mpifaninana aminao
     Atoroy izay mety ho tombo-
      tson’ny mpanjifa amin’ny
        fividianana ny entanao


                                  Ity tanana be
                                    kitikitika e !
   Masiaka koa
izany raha olona !                                   Raha ny itan’ny masoko               Voaharo
                                                      aloha dia mahatoky              amin’ny lalitra sy
                                                           anao aho !                  ny vovoka ireo
                                                                                         ramose a !




     Fadio ny mampiasa voambolana fandrarana



                                                          Mizara miasa ao anaty fahadiovana




     - Ny fanajanao ireo toromarika ireo dia manamafy ny fifampitokisana eo aminao
     mpivarotra sy ireo mpanjifa kendrenao hosintonina sy hotanana.

     - Mampandroso sy mampivelatra ny asanao izany ka miteraka loharanom-bola
     maharitra ho anao.

     - Aza adino ihany koa fa tsy maintsy tohananao ara-kevitra ireo vao tafapetraka.
     Izany hoe ambarao amin’ire mpanjifa izay tena tombo-tsoa mivaingana mety ho
     azon’izy ireo raha mampiasa ny entanao izy ireo.
LESONA 2 : MIROBOROBO NY VAROTRO




Afapo ny mpividy, izao ihany              Atoroy ahy hoe ny
   koa mahazo tombony !                      nataonao ?




                     Havao tsara ny
                    masokarenanao sy
                      ny tombony !




                                        Farito ihany koa ireo
                                       fandaniana raikitra sy
                                          ireo miovaova !
Akora ampiasaiko ?




                         Saran’ny
                      fitanterana ?


                                                        Fandaniana
                                                        miovaova !




          Ny karama raisiko ?




                                                               Fandaniana
                                                                raikitra !



              Ny hofan-tsena ?




- Ny masokarena dia mitsinjara ho : saran’ny famokarana sy saran’ny
fitsinjarana.
- Mizara ho fandaniana avy indray ireo : fandaniana raikitra sy
fandaniana miovaova.
        Raikitra : tsy miova mihintsy na firy na firy entana vokarina.
        Miovaova : miakatra na midina miankina amin’ny entana izay
        vokarina.
Ireo no trandrahana                             Ary ny tombony ?
ahazoana masokarena
 voafaritra mazava !




 Ny tombony indray dia
  kajianao avy amin’io
masokarenanao io ihany
                         Aoka anefa tsy ho adinoina :
                            - Ny mijery ny vidin’entana eo amin’ny
                                tsena
                            - Ny mitrandraka izay vidiny zakan’ireo
                                mpanjifa
                         Ka mampifanojo ireo amin’ilay masokarena
                         nokajianao.
LESONA 3 : HIVELATRA NY TSENAKO !


           Nampiatra ilay natoron-dRasoa ahy aho
                   ka jereo ireto vokany !




                                          Ny fampiarana ireo teknika notovoizina tamin’ny hay varotra no nampi
                                                                           ary nahazoako ireto.




                     Hafa ihany ny mofo
                        namboarin-
                      dRamatoa Rasoa
                         marina a !
                       Mahatamana !




                                          Ny fanajana ny hetahetan’ireo mpanjifa no
                                          nampivoatra ny kalitaon’entana vokarin’i Rasoa.

                                          Ohatra : akora tsara fantina, ny fahaiza-
                                          manaony, ny fananany entana maro azo
                                          hisafidianana, …
Manampy be dia be
                           izy io madama. Io no
                            antsoina hoe etikety



                                                                            Ny etikety
                                                          -    Ny sary famantarana
                                                          -    Ny marik’ilay entana
                                                          -    Ny anaran’ilay entana
                                                          -    Ny fomba fampiasana azy
          Miavaka kosa aloha ny
                                                          -    Ny mombamomba ilay entana
       tantelinareo noho ireo mari-                       -    Ny fomba fitehirizana ilay entana na ny
Fantaro ireo toetoetr’ireo eo
           pamantarana ita                                     fomba fikojakojana azy
          amin’ny tavohanginy e !
    entana arantinao                                      -    Ny fihaviany


                                                   Manamora ny                          Entina hiarovana
                                                   fitadiavanareo                      anreo mpanjifa io !
                                                     izay entana
                                                      sahaza ho
                                                   anareo koa e !




                                                                                               Entina
                                                                                           hampiavahana
                                                                                           anay amin’ireo
                                                                                           mpifaninana eto
                                                              Fantaro ireo toetoetr’ireo    amin’ny tsena
                                                                                             ihany koa !
                                                                  entana arantinao




                              Ny bika aman’endrika koa
                                  mangony fotsiny !



                                                                    Ny endrka amam-bika
                                                      -       Ny loko ampiasaina (loko mafana,
                                                              manaja, …)
                                                      -       Ny taratra ara-kolotsain’ilay entana
                                                              (voninkazo, trano, tendrom-bohitra, …)
                                                      -       Ny azo ampiasana azy
                                                      -       Ny fampivdiana akora
                                                      -       Ny fomba famonosana ilay entana
Fa ny fomba fampiratiana
                    ireo ihany koa !




              Ny toeram-pampiratiana ihany
              koa dia manna-danja lehibe eo
                  imason’ireo mpanjifa !




Kajio ho toerana :                            Mikasika ny fomba fampiratiana indray :
   - Mazava                                      - Avelao ho hita taratra ny fomba azo
   - Voaharo amin’ny loto samihafa                  ampiasan’ireo mpividy ireo entana
   - Talaky maso                                 - Talaky maso
   - Mifanaraka               amin’ireo          - Mifanandrify amin’ny fampiasana ireo
       karazan’entana hamidinao                     entana
   - Mifanandrify amin’ny toetoetr’ireo          - Halahatra     mirindra    araka    ny
       mpanjifa nohatoninao                         fampiasana ireo
                                                 - Mampiadia loko
                                                 - Mampiasa fanoroana karazan’entana
LESONA 4 : MAMPIAVAKA AHY KOA NY FANOMEZANA ROSIA !




      Aloe omeko
      rosia ianao
      ramose a !




                         Mofo gasy koa ve
                         dia hanaovanao
                              izany ?




                    Mizara manome rosia ho :
                       - Fiarovana anao io amin’izay mety ho
                          fitakiana miaro ambadika ratsy
                          ataon’ny mpanjifa
                       - Fiarovana ny mpanjifa ihany koa izy
                          io
                       - Fanamarinana         ny     fampidiram-
                          bolanao ihany koa io
                       - Fanamorana ny fanarahanao ny
                          fivoaran’ny varotra izay ataonao



      Ity ary toromarika tsotra
          omeko ho anao !

                                      (1) Daty
                                      (2) Laharan’ny rosia
                                      (3) Anaran’ny mpivarotra
                                      (4) Toerana misy ilay fivarotana
                                      (5) Entana
                                      (6) Isany
                                      (7) Vidin’ny singa
                                      (8) Totalin’ny vola izay halohan’ny mpanjifa
                                      (9) Sonia

More Related Content

Featured

Content Methodology: A Best Practices Report (Webinar)
Content Methodology: A Best Practices Report (Webinar)Content Methodology: A Best Practices Report (Webinar)
Content Methodology: A Best Practices Report (Webinar)contently
 
How to Prepare For a Successful Job Search for 2024
How to Prepare For a Successful Job Search for 2024How to Prepare For a Successful Job Search for 2024
How to Prepare For a Successful Job Search for 2024Albert Qian
 
Social Media Marketing Trends 2024 // The Global Indie Insights
Social Media Marketing Trends 2024 // The Global Indie InsightsSocial Media Marketing Trends 2024 // The Global Indie Insights
Social Media Marketing Trends 2024 // The Global Indie InsightsKurio // The Social Media Age(ncy)
 
Trends In Paid Search: Navigating The Digital Landscape In 2024
Trends In Paid Search: Navigating The Digital Landscape In 2024Trends In Paid Search: Navigating The Digital Landscape In 2024
Trends In Paid Search: Navigating The Digital Landscape In 2024Search Engine Journal
 
5 Public speaking tips from TED - Visualized summary
5 Public speaking tips from TED - Visualized summary5 Public speaking tips from TED - Visualized summary
5 Public speaking tips from TED - Visualized summarySpeakerHub
 
ChatGPT and the Future of Work - Clark Boyd
ChatGPT and the Future of Work - Clark Boyd ChatGPT and the Future of Work - Clark Boyd
ChatGPT and the Future of Work - Clark Boyd Clark Boyd
 
Getting into the tech field. what next
Getting into the tech field. what next Getting into the tech field. what next
Getting into the tech field. what next Tessa Mero
 
Google's Just Not That Into You: Understanding Core Updates & Search Intent
Google's Just Not That Into You: Understanding Core Updates & Search IntentGoogle's Just Not That Into You: Understanding Core Updates & Search Intent
Google's Just Not That Into You: Understanding Core Updates & Search IntentLily Ray
 
Time Management & Productivity - Best Practices
Time Management & Productivity -  Best PracticesTime Management & Productivity -  Best Practices
Time Management & Productivity - Best PracticesVit Horky
 
The six step guide to practical project management
The six step guide to practical project managementThe six step guide to practical project management
The six step guide to practical project managementMindGenius
 
Beginners Guide to TikTok for Search - Rachel Pearson - We are Tilt __ Bright...
Beginners Guide to TikTok for Search - Rachel Pearson - We are Tilt __ Bright...Beginners Guide to TikTok for Search - Rachel Pearson - We are Tilt __ Bright...
Beginners Guide to TikTok for Search - Rachel Pearson - We are Tilt __ Bright...RachelPearson36
 
Unlocking the Power of ChatGPT and AI in Testing - A Real-World Look, present...
Unlocking the Power of ChatGPT and AI in Testing - A Real-World Look, present...Unlocking the Power of ChatGPT and AI in Testing - A Real-World Look, present...
Unlocking the Power of ChatGPT and AI in Testing - A Real-World Look, present...Applitools
 
12 Ways to Increase Your Influence at Work
12 Ways to Increase Your Influence at Work12 Ways to Increase Your Influence at Work
12 Ways to Increase Your Influence at WorkGetSmarter
 
Ride the Storm: Navigating Through Unstable Periods / Katerina Rudko (Belka G...
Ride the Storm: Navigating Through Unstable Periods / Katerina Rudko (Belka G...Ride the Storm: Navigating Through Unstable Periods / Katerina Rudko (Belka G...
Ride the Storm: Navigating Through Unstable Periods / Katerina Rudko (Belka G...DevGAMM Conference
 
Barbie - Brand Strategy Presentation
Barbie - Brand Strategy PresentationBarbie - Brand Strategy Presentation
Barbie - Brand Strategy PresentationErica Santiago
 
Good Stuff Happens in 1:1 Meetings: Why you need them and how to do them well
Good Stuff Happens in 1:1 Meetings: Why you need them and how to do them wellGood Stuff Happens in 1:1 Meetings: Why you need them and how to do them well
Good Stuff Happens in 1:1 Meetings: Why you need them and how to do them wellSaba Software
 

Featured (20)

Content Methodology: A Best Practices Report (Webinar)
Content Methodology: A Best Practices Report (Webinar)Content Methodology: A Best Practices Report (Webinar)
Content Methodology: A Best Practices Report (Webinar)
 
How to Prepare For a Successful Job Search for 2024
How to Prepare For a Successful Job Search for 2024How to Prepare For a Successful Job Search for 2024
How to Prepare For a Successful Job Search for 2024
 
Social Media Marketing Trends 2024 // The Global Indie Insights
Social Media Marketing Trends 2024 // The Global Indie InsightsSocial Media Marketing Trends 2024 // The Global Indie Insights
Social Media Marketing Trends 2024 // The Global Indie Insights
 
Trends In Paid Search: Navigating The Digital Landscape In 2024
Trends In Paid Search: Navigating The Digital Landscape In 2024Trends In Paid Search: Navigating The Digital Landscape In 2024
Trends In Paid Search: Navigating The Digital Landscape In 2024
 
5 Public speaking tips from TED - Visualized summary
5 Public speaking tips from TED - Visualized summary5 Public speaking tips from TED - Visualized summary
5 Public speaking tips from TED - Visualized summary
 
ChatGPT and the Future of Work - Clark Boyd
ChatGPT and the Future of Work - Clark Boyd ChatGPT and the Future of Work - Clark Boyd
ChatGPT and the Future of Work - Clark Boyd
 
Getting into the tech field. what next
Getting into the tech field. what next Getting into the tech field. what next
Getting into the tech field. what next
 
Google's Just Not That Into You: Understanding Core Updates & Search Intent
Google's Just Not That Into You: Understanding Core Updates & Search IntentGoogle's Just Not That Into You: Understanding Core Updates & Search Intent
Google's Just Not That Into You: Understanding Core Updates & Search Intent
 
How to have difficult conversations
How to have difficult conversations How to have difficult conversations
How to have difficult conversations
 
Introduction to Data Science
Introduction to Data ScienceIntroduction to Data Science
Introduction to Data Science
 
Time Management & Productivity - Best Practices
Time Management & Productivity -  Best PracticesTime Management & Productivity -  Best Practices
Time Management & Productivity - Best Practices
 
The six step guide to practical project management
The six step guide to practical project managementThe six step guide to practical project management
The six step guide to practical project management
 
Beginners Guide to TikTok for Search - Rachel Pearson - We are Tilt __ Bright...
Beginners Guide to TikTok for Search - Rachel Pearson - We are Tilt __ Bright...Beginners Guide to TikTok for Search - Rachel Pearson - We are Tilt __ Bright...
Beginners Guide to TikTok for Search - Rachel Pearson - We are Tilt __ Bright...
 
Unlocking the Power of ChatGPT and AI in Testing - A Real-World Look, present...
Unlocking the Power of ChatGPT and AI in Testing - A Real-World Look, present...Unlocking the Power of ChatGPT and AI in Testing - A Real-World Look, present...
Unlocking the Power of ChatGPT and AI in Testing - A Real-World Look, present...
 
12 Ways to Increase Your Influence at Work
12 Ways to Increase Your Influence at Work12 Ways to Increase Your Influence at Work
12 Ways to Increase Your Influence at Work
 
ChatGPT webinar slides
ChatGPT webinar slidesChatGPT webinar slides
ChatGPT webinar slides
 
More than Just Lines on a Map: Best Practices for U.S Bike Routes
More than Just Lines on a Map: Best Practices for U.S Bike RoutesMore than Just Lines on a Map: Best Practices for U.S Bike Routes
More than Just Lines on a Map: Best Practices for U.S Bike Routes
 
Ride the Storm: Navigating Through Unstable Periods / Katerina Rudko (Belka G...
Ride the Storm: Navigating Through Unstable Periods / Katerina Rudko (Belka G...Ride the Storm: Navigating Through Unstable Periods / Katerina Rudko (Belka G...
Ride the Storm: Navigating Through Unstable Periods / Katerina Rudko (Belka G...
 
Barbie - Brand Strategy Presentation
Barbie - Brand Strategy PresentationBarbie - Brand Strategy Presentation
Barbie - Brand Strategy Presentation
 
Good Stuff Happens in 1:1 Meetings: Why you need them and how to do them well
Good Stuff Happens in 1:1 Meetings: Why you need them and how to do them wellGood Stuff Happens in 1:1 Meetings: Why you need them and how to do them well
Good Stuff Happens in 1:1 Meetings: Why you need them and how to do them well
 

Hai-varotra 2

  • 1. NY HAY VAROTRA SOKAJY 2
  • 2. LESONA 1 : MANDROSO NY VAROTRO Miezaka ny mandresy lahatra hono rehefa mivarotra mba ahahomby Aiza moa ny hoe mety fa kokoa ! mba mampihatra ny fihofanana hay varotra azo dia mahita rirany kely Mety tsara kosa ny e! tsena Rasoa a ! Fa ahoana koa izany ? Nanatsara ireo fomba fiasako hatrany aho Andeha hivoatra amin’izay ary e ! Mijanonà amin’ny maha Ohatry ny tery Manàna fo tony rehefa ianao anao daholo koa izay miatrika ny mpanjifa homenao ahy ! Afaka soloiko foana mandra-pahitanao izay atonina anao ka !
  • 3. Fantaro izay tena tadiavin’ny mpanjifa Tapahina ho fohy sa hofaranana fotsiny ? Mizara mampiasa voambolana tsotra nefa mazava Tonga dia jereo Aiza izay ao izay mety mpivarotra ô ! aminao e ! Fadio ny manao zavatra hafa rehefa mandray Sola no mety amin’io olona amin’izao hafanana izao , sady izay no lamaody ! Mety ho avy eto afovoan-tany ihany angamba ! Tantely avy aiza Aloe tapahina izy ireto ramose ? fohy ramose a ! Fantaro ireo toetoetr’ireo entana arantinao Avelao ny mpanjifa haneo ny heviny
  • 4. Manaja tsara anao io madama ! Ato Ramose f’inona Sady mety koa ion a no atao any a ! hoentinao miasa na Tsy alehany ra I mivavaka ! Rakoto e ! Fadio ny manaratsy ireo mpifaninana aminao Atoroy izay mety ho tombo- tson’ny mpanjifa amin’ny fividianana ny entanao Ity tanana be kitikitika e ! Masiaka koa izany raha olona ! Raha ny itan’ny masoko Voaharo aloha dia mahatoky amin’ny lalitra sy anao aho ! ny vovoka ireo ramose a ! Fadio ny mampiasa voambolana fandrarana Mizara miasa ao anaty fahadiovana - Ny fanajanao ireo toromarika ireo dia manamafy ny fifampitokisana eo aminao mpivarotra sy ireo mpanjifa kendrenao hosintonina sy hotanana. - Mampandroso sy mampivelatra ny asanao izany ka miteraka loharanom-bola maharitra ho anao. - Aza adino ihany koa fa tsy maintsy tohananao ara-kevitra ireo vao tafapetraka. Izany hoe ambarao amin’ire mpanjifa izay tena tombo-tsoa mivaingana mety ho azon’izy ireo raha mampiasa ny entanao izy ireo.
  • 5. LESONA 2 : MIROBOROBO NY VAROTRO Afapo ny mpividy, izao ihany Atoroy ahy hoe ny koa mahazo tombony ! nataonao ? Havao tsara ny masokarenanao sy ny tombony ! Farito ihany koa ireo fandaniana raikitra sy ireo miovaova !
  • 6. Akora ampiasaiko ? Saran’ny fitanterana ? Fandaniana miovaova ! Ny karama raisiko ? Fandaniana raikitra ! Ny hofan-tsena ? - Ny masokarena dia mitsinjara ho : saran’ny famokarana sy saran’ny fitsinjarana. - Mizara ho fandaniana avy indray ireo : fandaniana raikitra sy fandaniana miovaova. Raikitra : tsy miova mihintsy na firy na firy entana vokarina. Miovaova : miakatra na midina miankina amin’ny entana izay vokarina.
  • 7. Ireo no trandrahana Ary ny tombony ? ahazoana masokarena voafaritra mazava ! Ny tombony indray dia kajianao avy amin’io masokarenanao io ihany Aoka anefa tsy ho adinoina : - Ny mijery ny vidin’entana eo amin’ny tsena - Ny mitrandraka izay vidiny zakan’ireo mpanjifa Ka mampifanojo ireo amin’ilay masokarena nokajianao.
  • 8. LESONA 3 : HIVELATRA NY TSENAKO ! Nampiatra ilay natoron-dRasoa ahy aho ka jereo ireto vokany ! Ny fampiarana ireo teknika notovoizina tamin’ny hay varotra no nampi ary nahazoako ireto. Hafa ihany ny mofo namboarin- dRamatoa Rasoa marina a ! Mahatamana ! Ny fanajana ny hetahetan’ireo mpanjifa no nampivoatra ny kalitaon’entana vokarin’i Rasoa. Ohatra : akora tsara fantina, ny fahaiza- manaony, ny fananany entana maro azo hisafidianana, …
  • 9. Manampy be dia be izy io madama. Io no antsoina hoe etikety Ny etikety - Ny sary famantarana - Ny marik’ilay entana - Ny anaran’ilay entana - Ny fomba fampiasana azy Miavaka kosa aloha ny - Ny mombamomba ilay entana tantelinareo noho ireo mari- - Ny fomba fitehirizana ilay entana na ny Fantaro ireo toetoetr’ireo eo pamantarana ita fomba fikojakojana azy amin’ny tavohanginy e ! entana arantinao - Ny fihaviany Manamora ny Entina hiarovana fitadiavanareo anreo mpanjifa io ! izay entana sahaza ho anareo koa e ! Entina hampiavahana anay amin’ireo mpifaninana eto Fantaro ireo toetoetr’ireo amin’ny tsena ihany koa ! entana arantinao Ny bika aman’endrika koa mangony fotsiny ! Ny endrka amam-bika - Ny loko ampiasaina (loko mafana, manaja, …) - Ny taratra ara-kolotsain’ilay entana (voninkazo, trano, tendrom-bohitra, …) - Ny azo ampiasana azy - Ny fampivdiana akora - Ny fomba famonosana ilay entana
  • 10. Fa ny fomba fampiratiana ireo ihany koa ! Ny toeram-pampiratiana ihany koa dia manna-danja lehibe eo imason’ireo mpanjifa ! Kajio ho toerana : Mikasika ny fomba fampiratiana indray : - Mazava - Avelao ho hita taratra ny fomba azo - Voaharo amin’ny loto samihafa ampiasan’ireo mpividy ireo entana - Talaky maso - Talaky maso - Mifanaraka amin’ireo - Mifanandrify amin’ny fampiasana ireo karazan’entana hamidinao entana - Mifanandrify amin’ny toetoetr’ireo - Halahatra mirindra araka ny mpanjifa nohatoninao fampiasana ireo - Mampiadia loko - Mampiasa fanoroana karazan’entana
  • 11. LESONA 4 : MAMPIAVAKA AHY KOA NY FANOMEZANA ROSIA ! Aloe omeko rosia ianao ramose a ! Mofo gasy koa ve dia hanaovanao izany ? Mizara manome rosia ho : - Fiarovana anao io amin’izay mety ho fitakiana miaro ambadika ratsy ataon’ny mpanjifa - Fiarovana ny mpanjifa ihany koa izy io - Fanamarinana ny fampidiram- bolanao ihany koa io - Fanamorana ny fanarahanao ny fivoaran’ny varotra izay ataonao Ity ary toromarika tsotra omeko ho anao ! (1) Daty (2) Laharan’ny rosia (3) Anaran’ny mpivarotra (4) Toerana misy ilay fivarotana (5) Entana (6) Isany (7) Vidin’ny singa (8) Totalin’ny vola izay halohan’ny mpanjifa (9) Sonia